Ny lamba dia fitafy nentindrazana fahita amin'ny faritra maro eto Madagasikara. Misy karazany maro araky ny akora nanamboarana azy sy ny didiny ny lamba.