Ny lamba dia izay akora vita amin' ny fanenomana. Matetika ny lamba dia atao amin' ny fitaovam-panenomana, ary vita amin' ny kofehy maro. Ara-teknika, ny lamba izay vita amin' ny fampifampidirana kofehy roa na maromaro mifampijidina, misy tenany mitsangana sy fahany mitsivalana. Azo atao amin' ny tsiraka voajanahary, tsiraka sintetika, na fifangaroan' izy roa, toy ny landihazo sy ny pôliestera, ny lamba. Ampiasaina amin' ny fanamboarana fitafiana, haingon-trano, fanaka, karipetra ary amin' ny fampiasana hafa ny lamba.

Lamba

Jereo koa

hanova