Joany (evanjelista)
(tonga teto avy amin'ny Joany evanjelista)
Jaona na Joany
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Jaona na Joany | ||
Teraka | taona 15 | ||
Maty | taona 100 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Evanjelista | ||
Fiainana manokana | |||
I Joany na Jaona evanjelista, izany hoe ilay nanoratra evanjely na filazantsara, dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny Evanjely araka an'i Joany na Filazantsara araka an'i Jaona izy amin'ny maha mpanoratra azy.
Heverina ho nanoratra ireo Epistily voalohany sy faharoa ary fahatelo mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin'ireo boky ireo. Izy koa no heverin'ny olona sasany fa nanoratra ny Apokalypsin'i Jaona.
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Mey 1, 2016 at the Wayback Machine