Hanokatra ny renilisitra
Jaona na Joany
Grandes Heures Anne de Bretagne Saint Jean.jpg
Ankapobeny
Anarana Jaona na Joany
Teraka taona 15
Maty taona 100
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Evanjelista
Fiainana manokana

I Joany na Jaona evanjelista dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny Evanjely araka an'i Joany na Filazantsara araka an'i Jaona izy amin'ny maha mpanoratra azy.

Heverina ho nanoratra ireo Epistily voalohany sy faharoa ary fahatelo mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin'ireo boky ireo. Izy no heverina fa nanoratra ny Apokalypsin'i Jaona.

Jereo koaHanova

Rohy ivelanyHanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.