Ikaloy dia tanàna sady iray amin' ireo tendrombohitra roa ambin' ny folo tao amin' ny Fanjakana Merina. Tao Ikaloy no nahaterahan' ny mpanjaka Andrianampoinimerina. Ankehitriny dia mbola hita ao ny sisan' ny vavahady vato tamin' ny vanimpotoana faha mpanjaka sy fasana vato tranainy maro ary trano hazo voatahiry tsara.

Jereo koa hanova