Analamanga (havoana)

Analamanga dia ilay toerana misy ny Rova ​​an' Antananarivo, ao Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Analamanga ankehitriny, izay havoana avo indrindra ao Antananarivo. Teo no nanorenan' ny mpanjaka Andrianjaka (1610-1630) ny tanàna voalohany.

Analamanga

Jereo koa hanova