I Sambirano dia renirano ao amin' ny tapany avaratra andrefan' i Madagasikara izay mipoitra avy ao amin' ny tangorom-bohitra Tsaratanana. Mivarina any amin' ny helodranon' Ampasindava izy rehefa avy nihaona amin' ny renirano hafa atao hoe Ramena (manompo azy avy ao ankavanana) ao atsimon' Ambanja.

Jereo koa hanova