Helodranon' i Tintingo

Ny Helodranon' i Tintingo dia helodrano ao amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Analanjirofo. Any avaratry ny tendro mitovy anarana aminy ihany no misy azy ary mifanandrify amin' ny Nosy Boraha (na Sainte-Marie), akaikin' ny tanànan' i Manompana. Iray amin' ireo seranan-tsambo voajanahary vitsivitsy any amin' ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara izy.

Helodranon'i Tintingo

Jereo koa hanova