Ny faingo mihantona (') dia mari-tsoratra na mari-piatoana izay ampiasaina rehefa manakambana teny ka misy zana-tsoratra alatsaka.

Ohatra: Tolaka + andro lasa Tolak'andro.

Jereo koa hanova