Distrikan' Anjozorobe

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Anjozorobe)

Ny Distrikan'Anjozorobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin'ny tapany avaratra adrefan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Analamanga. manana velarantany 3 714 km2 ho an'ny mponina miisa 202 771.

Ny tanànan' AnjozorobeHanova

90 kilometatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin'ny lafy ankavanan'ny renirano Mananara, zanadranon' ny renirano Betsiboka, renirano ngeza indrindra ao Madagasikara. Ny isam-ponin' Anjozorobe dia 20 000.

Kaominina ao amin'ny Distrikan'AnjozorobeHanova

Ao amin'ilay distrika misy kaominina roa ambin'ny folo, ambonivohitra sy ambanivohitra:

Alakamisy · Ambatomanoina · Amboasary · Ambohibary · Ambongamarina ·Analaroa · Anjozorobe · Antanetibe · Beronono · Betatao · Mangamila ·Marotsipoy

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga