Betsiboka (renirano)

reniranon'ny Madagasikara

Betsiboka dia renirano any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, mivarina any Mahajanga any amin' ny vavaranon' i Bombetoka. Misongadina izy noho ny lokondranony mena, vokatry ny fiangonanan' ny potika vatolampy miloko mena voasary.

Betsiboka
Tetezan i Betsiboka LP N°13

Misy fitrangana fikaohan-tany tsikaritra any amin ny faritra avaratra andrefan' i Madagasikara, vokatry ny fanapahana ny hazo any an' ala ho an' ny fambolena sy ny fiompiana nadritry ny 50 taona lasa. Ny renirano Betsiboka dia azon'ny sambo mahazaka hatramin ny 20 taonina hivoizana hatrany Ambato-Boeny.


Jereo koa hanova