Distrikan' Ambovombe

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ambovombe-Androy)

Ny Distrikan' Ambovombe dia distrika ao amin' ny Faritra Androy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao atsimon' i Madagasikara. Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:

Distrikan' Ambovombe

Jereo koa hanova

Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: