Distrikan' Ambanja
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ambanja)
13°40′08″S 48°27′11″E / 13.669000°S 48.453000°E
Ambanja | ||
Velarantany | 5 735 km2 | |
Isam-ponina | 100 464 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antsiranana | |
Faritra | Diana |
Ny Distrikan' Ambanja dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 18 ity distrika ity ary manana velaran-tany mirefy 5735 km².[1] Ny isam-poniny dia 100464 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000.[2]
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambanja:
- Ambalahonko
- Ambanja
- Ambodimanga Ramena
- Ambohimarina
- Ambohimena
- Ambohitrandriana
- Ankatafa
- Ankingameloko
- Anorotsangana
- Antafiambotry
- Antranokarany
- Antsahabe
- Antsakoamanondro
- Antsatsaka
- Antsirabe
- Benavony
- Bemanevika Est
- Bemaneviky West
- Djangoa
- Maevatanana (Ambanja)
- Maherivaratra
- Marotolana (Ambanja)
- Marovato (Ambanja)
Helodrano
hanovaRenirano
hanovaSaikinosy
hanovaJereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Diana:
- Distrikan' Antsiranana I
- Distrikan' Antsiranana II
- Distrikan' Ambilobe
- Distrikan' Ambanja
- Distrikan' i Nosy Be
- ↑ Worldbank
- ↑ "PROJET PAYSAN DEREGENERATION DE CACAOYERES DANS LE DISTRICT D'AMBA NJA" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2023-11-10. Retrieved 2023-11-10.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ambanja |