I Bardià dia mpanjaka lehibe akemenida tao Persia nandritra ny volana vitsy tamin'ny taona 522 tal. J.K. afa-tsy hoe efa nisy namono talohan'izany sy efa nisy ny mpisandoka (i Gaomata) )naka ny toerany ka nitondra ny empira. Zanak'i Kirosy Lehibe izy ary zandry kelin'i Kambisesy II. Fantatra koa amin'ny anarana grika hoe Smerdis, Mergis, Mardos ary Tanyoxarkès izy. Atao hoe Bardiya izy amin'ny teny persiana taloha.

Jereo koaHanova

Ireo mpanjaka persiana akemenida:

Akemenesy - Teispesy - Kirosy I - Ariaramnesy - Kambisesy I - Arsamesy - Kirosy II Lehibe - Kambisesy II - Bardià - Dariosy I - Kserksesy I - Artakserksesy I - Kserksesy II - Sôgdianosy - Dariosy II - Artakserksesy II - Artakserksesy III - Arsesy - Dariosy III.