Azia Avaratra-Atsinanana

I Azia Avaratra-Atsinanana dia faritra ao Azia izay ahitana ireto firenenena manaraka ireto: Japàna, Kôrea Avaratra, Kôrea Atsimo, ampahany amin'i Sina (Mantsoria sy i Sina Avaratra), ampahan'i Rosia (ny Farany Atsinanana rosiana), Môngôlia ary Taioàna.

Jereo koa hanova