I Assimi Goïta dia miaramila sy mpitondra fanjakana maliana teraka tamin' ny taona 1983. Izy no filohan' ny Comité national pour le salut du peuple nanomboka tamin' ny 19 Aogositra 2020 ka hatramin' ny 18 Janoary 2021 ary lehibem-panjakan' i Maly nanomboka tamin' ny 24 Aogositra hatramin' ny 25 Septambra 2020, taorian' ny fanonganam-panjakana, avy eo filoha lefitry ny Tetezamita nanomboka tamin' ny 25 Septambra 2020. Nijanona ho olo-mahery teo amin’ ilay firenena izy, dia nandray tamin’ ny fomba ôfisialy ny maha filohan’ i Maly azy tamin’ ny Mey 2021, taorian’ ny fanionganam-panjakana vaovao.

Assimi Goïta

Jereo koa hanova