Dioncounda Traoré

I Dioncounda Traoré dia mpanao pôlitika maliana izay filohan' i Maly vonjimaika hatramin' ny Avrily 2012 ka hatramin' ny Septambra 2013. Teo aloha izy dia filohan' ny Antenimieram-pirenen' i Maly hatramin' ny 2007 ka hatramin' ny 2012, ary minisitry ny Raharaham-bahiny hatramin' ny 1994 ka hatramin' ny 1997. Teraka tamin' ny 23 February 1942 izy.

Dioncounda Traoré

Izy no filohan' ny Alliance pour la démocratie au Mali – Parti africain pour la solidarité et la justice (ADEMA-PASJ) nanomboka tamin' ny taona 2000, ary izy koa no filohan' ny Alliance pour la démocratie et le progrès (ADP), firaisan' ny antoko izay nanohana ny fifidianana ny filoha Amadou Toumani Touré fanindroany tamin' ny taona 2007.

Jereo koa hanova