Alpha Oumar Konaré

I Alpha Oumar Konaré dia mpanao pôlitika sy mpahay tantara maliana. Izy no filohan' i Malỳ hatramin' ny taona 1992 ka hatramin' ny 2002 ary filohan' ny Vaomieran'ny Vondrona Afrikanina (Commission de l'Union africaine) hatramin' ny taona 2008. Izy irery no filoha maliana namarana ny fe-potoam-piasany tamin' ny tetezamita teo amin' ny filoha roa voafidy fa tsy tamin' ny alalan' ny ny fanonganam-panjakana. Teraka tamin' ny 2 Febroary 1946 tao Kayes izy.

Alpha Oumar Konaré

Jereo koa hanova