I Moussa Traoré dia miaramila, mpanao pôlitika, mpanao didy jadona maliana izay filohan' i Maly hatramin' ny 1968 ka hatramin' ny 1991. Raja mbola lietinà izy dia nitarika ny fanonganam-panjakana miaramia ny filoha Modibo Keïta tamin' ny taona 1968. Filoham-panjakana hatramin' ny Marsa 1991 izy rehefa naongana tamin' ny hetsi-bahoaka sy fanonganam-panjakana miaramila izy. Teraka tamin' ny 25 September 1936 izy ary maty tamin' ny 15 September 2020.

Moussa Traoré

Indroa izy no voaheloka ho faty tamin' ny taona 1990, saingy nahazo famotsoran-keloka tamin' ireo fotoana roa ireo ary nafahana tamin' ny 2002. Nijanona ntsy nanao pôlitika intsony izy ary maty tamin' ny 2020.

Jereo koa hanova