I Asera (hebreo: אָשֵׁר / ʾAsher) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly, zanaka fahavalon'i Jakoba. I Zilpa no anaran-dreniny izay mpanompovavin'i Lea vadin'i Jakoba.

Jereo koa:Hanova