I Dana (hebreo: דָּן, / Dan) dia lehilahy resahina ao amin'ny Baiboly. Izy no zanaka fahadimin'i Jakoba tamin'i Bila mpanompovavin'i Rahely vadin'i Jakoba. Atao hoe Danita ny taranany.

Jereo koa:Hanova