I Gada (hebreo: גָּד‬ / Gad) dia olona resahina ao amin' ny Baiboly, zanaka fahafiton' i Jakoba sady zanany tamin' i Zilpa mpanompovavin' i Lea vadiny izay mbola tsy afa-niteraka. Tantaraina ao amin' ny toko faha-30n' ny Bokin' ny Genesisy ny nahaterahany. Atao hoe Gadita ny taranany.

Jereo koa: hanova