I Isakara (hebreo: יִשָּׂשכָר‬ / Yissakhar) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly. Zanaka fahasivin'i Jakoba izy sady zanany fahadimy tamin'i Lea. Mety ho avy amin'ny aranan'i Isakara ny anaran'i Jodasy Iskariota, ilay mpianatra namadika an'i Jesoa.

Jereo koa:Hanova