Aleksandria

(tonga teto avy amin'ny Alexandria)

31°12′06″N 29°54′57″E / 31.201760°N 29.915820°E / 31.201760; 29.915820

Aleksandria

I Aleksandria dia tanàna ao Egipta. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I Aleksandra Lehibe no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny Andro Taloha dia renivohi-pirenena izy, sady ivon'ny raharaham-barotra (seranan-tsambon' i Egipta) sady iray amin' ny ivon' ny kolontsaina helenistika tao amin' ny Ranomasina Mediteranea noho ny fisian' ny trano fitehirizam-boky nisy tao aminy sady nampalaza azy. Atao hoe Ἀλεξάνδρεια / Alexándreia izy amin' ny teny grika fa الإسكندرية / Al-ʾIskandariyya kosa amin' ny teny arabo. Amin' ny teny arabo egiptiana izy dia atao hoe اسكندرية‎ / Eskendereyya. Ankehitriny dia izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Egipta aorian' i Kahira.

Ny tanànan' i Aleksandria dia ao andrefan' ny fivarinan' i Nily any an-dranomasina, eo anelanelan' ny farihy Mareotis sy ny nosy Pharos. Ity nosy ity dia nifandray amin' ilay tanàna tamin' ny alalan' i Heptastadio (grika: Ὲπταστάδιον / Heptastadion), karazana fefiloha sy fantson-drano, nahafahana nanao fanitarana ny tanàna sy ny fanorenana serana-tsambo roa.

Aleksandria
Velarantany NC
Isam-ponina 3 811 516 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Ejipta
Faritany Aleksandria
Faritra NC

Jeôgrafia

hanova

Ny isa-mponina dia 3 811 516 mponina tamin' ny taona 2017.[1]

Toe-tany

hanova

Jereo koa

hanova

Tsiahy

hanova
  1. Ejipta ao amin'i geonames.org, novangiana ny 6/ 3/2019
 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Ejipta ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.