Ny vera dia kojakoja misy lalina atiny ampiasaina hametrahana na hisotroana ranon-javatra (rano, divay, sns), miendrika tioba, mafy, tsy misy hirika, vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana.

Vera