Ny antsy dia fitaovana marani-dela vita amin' ny metaly (indrindra amin' ny vy na vita amin' ny tsy), ahafaha-manapaka na mandidy, misy tahony vita amin' ny hazo na amin' ny plastika na amin' ny metaly.

Antsy