Ny famaky dia fitaovana fanapahana marani-dela vita amin' ny metaly, indrindra amin' ny vy na tsỳ, misy tahony, izay matetika ampiasaina hamakiana na hanapahana hazo na zavatra mafy sady azo atao fitaovam-piadiana.

Famaky

Jereo koa

hanova