Ny antsibe dia fitaovana maranitra, karazana antsy fisaka lehibe, fampiasa indrindra an-dakozia, fanapahana na famakiana na fanilahana, ampiasaina hanapahana hena na zavatra hafa (akoho amam-borona, drakaka, sns.). Azo anorotoroana ny hena sy ny tongolo lay koa izy na dia tsy ny lela,y marannitra ny ampiasaina.

Antsibe

Jereo koa

hanova