Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka (na mifanaingintaingina) misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran' ny andalana tsirairay mbamin' ny fomba hahakanto azy sady miompana amin' ny lohahevitra iray no natao hiantefa amin' ny saina sy ny fihetseham-po.

Jereo koa

hanova

Rohy samihafa

hanova
  1. http://pouemes.free.fr/traduction-afrique/poeme-malgache.htm: Tononkalo malagasy
  2. http://serasera.org/vetso Archived Febroary 28, 2005 at the Wayback Machine : Toerana hanangonana tononkalo
  3. http://havatsa.upem.frantsa.org Archived Martsa 13, 2012 at the Wayback Machine : Takelaky ny havatsa ao Frantsa
  4. http://www.haisoratra.org : Takelaka momba ny haisoratra Malagasy (taloha sy ankehitriny)
  5. http://poetawebs.e-monsite.com/ : Tranonkala mampifandray ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy