Ny hira dia zavakanto ara-mozika misy tonony sy feony natao ho an' ny feon' olombelona. Ny hira dia azo atao tsy misy zavamaneno mpanaraka, na ampiarahina amin' ny zavamaneno iray na maromaro (gitara, pianô, eny fa na ôrkestra lehibe aza). Mety ho feo iray na maromaro, toy ny ao amin' ny amboaram-peo, no manatanteraka izany.

Clara Blume

Na ny hira tsotra ho an' ny ankizy amin' ny teny vitsivitsy na ny hira milaza tantara lava (jereo ny andininy, io fanehoana literatiora sy mozika mitambatra io dia mety manana endrika sy rafitra isan-karazany ary mirakitra karazan-kira samihafa toy ny mozika nentim-paharazana na mozikam-bahoaka, mozika klasika na mozikam-poko, sns.

Jereo koa

hanova