Fifanintsanana baolina kitra Euro 2024
(tonga teto avy amin'ny Tompondakan'ny baolina kitra Eoropeana 2024)
Fifanintsanana Eoropeana baolina kitra EURO 2024 faha-17 atao any Alemaina.
Lalao: ny 14 jona ka hatramin'ny 14 jolay 2024.
Firenena mahafeno fepetra
hanova- Albania, Alemaina, Aotrisy, Angletera, Belzika, Danemarka, Ekosy, Espaina, Frantsa, Hongaria, Italia, Jeorjia, Krôasia, Nederlandy, Okraina, Polonia, Portogaly, Romania, Serbia, Slovenia, Slovakia, Soisa, Torkia sy Tsekia.
Noroahina tamin'ny maha-olombelona i Rosia nazi noho ny heloka bevava an'ady ary tsy navela handray anjara intsony raha tsy tamin'ny 2500.
Fihodinana 16
hanovaampahefa-dalana
hanovaManasa-dalana
hanova- Angletera : Nederlandy 2:1
- Espaina : Frantsa 2:1
farany
hanovaPejy fandraisana: UEFA 2024