Tavy (akora)

(tonga teto avy amin'ny Tavy)

Ny tavy dia zaka matavy izay miseho amin' ny endrika mivaingana amin' ny hafanana mahazatra. Io teny io dia mifanohitra amin' ny menaka izay tonga amin' ny endrika ranoka. Ny tavy dia miavaka amin' ny savoka, izay mitovitovy amin' ny firafitry ny tavy, saingy manana tebo-piempoana mihoatra ny 45 °C. Ny fanamboarana savony dia matetika atao amin' ny tavy.

Fanehoana ny môlekiolan' ny trigliserida mahazatra, izay karazana tavy lehibe indrindra.

Ny tavy matetika dia midika hoe estera amin' ny asidra matavy, na fifangaroan' ny zavatra toy izany, izay matetika hita ao amin' ny zavamananaina na amin' ny sakafo.

Jereo koa

hanova