Tany lemaka

(tonga teto avy amin'ny Tany kemaka)

Ny tany lemaka na lemaka dia velaran-tany midadasika tsy ahitana fikitoantoanan' ny vohon-tany na dia mety misy somary milempona kely sy mivohitra kely amin' ny faritra sasany, sady saika marindrano, tsy dia avo raha ampitahaina amin' ny ranomasina (tsy mitovy amin' ny lembalemba izay hita amin' ny faritra avo kokoa).

Lemaka Everglades any Florida (Etazonia) amin' ny lemaka amorontsirak' i Atlantika

Jereo koa hanova