Soson-drivotra afovoany
Habakabaka ivelany (> 10.000 km) | |||
Ivelan-tsosondrivotra (800 - 10.000 km) | |||
Sosom-pana (80 - 800 km) | |||
Soson-drio (50 - 500 km) | |||
Soson-drivotra afovoany (50 - 80 km) | |||
Soson-drivotra ambany (11 - 50 km) | Soson'ôzônina (10 - 50 km) | ||
Sosom-pikoriana(0 - 11 km) |
Ny soson-drivotra afovoany dia ampahany amin'ny soson-drivotry ny Tany. Izy io dia eo anelanelan'ny soson-drivotra ambany ary ao ambanin'ny sosom-pana. Eto an-tany, ny soson-drivotra afovoany dia manomboka amin'ny haavo 50 km hatramin'ny haavo 90 km.
Ny soson-drivotra afovoany no sosona ahafantarana zavatra kely indrindra amin'ny soson-drivotry ny tany. Ny anton'izany dia ambony loatra ny fisiany ka tsy takatry ny fiaramanidina tsotra, kanefa kosa dia ambany loatra ka tsy afaka ijanonan'ny sambon-danitra. Ao amin'io sosona io no ahitana ireo voanjavatra mirio (soson-drio)