Ny soson-drivotra (avy amin' ny hoe sosona: "zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy"; sy ny hoe rivotra: "aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka") na atmôsfera (avy amin' ny teny grika hoe ἀτμός, "etona" na "rivotra", sy ny hoe σφαῖρα, "bola") dia ny sosona izay eo ambonin' ny vohon' ny fajiry (na planeta) iray. Izy io dia mety soson' etona (toa ny soson-drivotry ny tany ary ny soson-drivotry sy ankamaroan' ireo fajiry fantatra) na rio (na plasma).

Jereo koa hanova



 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.