Soson-drivotry ny tany
Habakabaka ivelany (> 10.000 km)
Ivelan-tsosondrivotra (800 - 10.000 km)
Sosom-pana (80 - 800 km)
Soson-drio
(50 - 500 km)
Soson-drivotra afovoany (50 - 80 km)
Soson-drivotra ambany (11 - 50 km) Soson'ôzônina
(10 - 50 km)
Sosom-pikoriana(0 - 11 km)

Ny sosom-pana dia sosona fahaefatry ny soson-drivotry ny Tany. Izay ao ambonin'ny soson-drivotra afovoany ary ao ambanin'ny ivelan-tsosondrivotra. Ny mahatonga ny anarany ho sosom-pana dia ny hafanan'ilay sosona (izay mahatratra hatrany amin'ny 2.500°C) vokatry ny taratra UV izay mahatonga ny tsivaky ho lasa rio. Noho io rio io dia mitaratra ny onja fohy. Tena ilaina amin'ny fifandraisana amin'ny onja io.

Jereo koa hanova