Saikanosy madinika

Ny saikanosy madinika dia tany hodidinin-dranomasina, toy ny nosy kely, nefa misy tapany mampitambatra azy amin' ny tany lehibe atao hoe andilan-tany.

Ny saikanosin' i Peñón de Vélez de la Gomera, any Espaina.

Jereo koa hanova