Ny roimainty dia zavamaniry isan-karazany misy tsilo izay anisan' ireo ataon' ny Malagasy hoe roy, izay mitsinjara amin' ny karazan-javamaniry efatra, dia ny Rubus, ny Toddalia, ny Hibiscus ary ny Dichrostachys. Anisan' izany ireo atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Rubus apetalus, Rubus fruticosus, Rubus myrianthus, Rubus pauciflorus, Toddalia asiatica, Hibiscus diversifolius, ary Dichrostachys tenuifolia.

Ny roimainty Rubus hanova

Ireto zavamaniry ireto dia ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rasaceae.

Ny roimainty Rubus fruticosus hanova

 
Vony sy voan-droimainty (Rubus ftucticosus)

Ity ny anarana mety hanondroana azy: roimainty.

Ny roimainty Rubus apetalus hanova

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roifotsy, roimainty, roina, voaroimainty.

Ny roimainty Rubus myrianthus hanova

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roimainty, voaroimainty.

Ny roimainty Rubus pauciflorus hanova

Ireto ny anarana mety hanondroana azy: roimainty, voaroimainty, voarointsilo

Ny roimainty Toddalia asiatica hanova

Ity hazo ity dia karazana voasary, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rutaceae. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: anakasina, anakatsimba, fanidy, kasimba, roikisimba, roimainty, roindambo, romainty, roy, voanalakely, voanginamboa, voasarikelinala, voasarikelinikalavola, voasarinalika, volotsaka.

 
Roimainty Toddalia asiatica

Ny roimainty Dichrostachys tenuifolia hanova

 
Roimainty Dichrostachys

Ity dia zavamaniry ao amin' ny fianakavian-javamaniry Fabaceae. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: falahidambo, famaho, famahotramainty, famahotsa, hazonosy, roimainty, tsivoninjao.

Ny roimainty Hibiscus diversifolius hanova

 
Roimainty Hibiscus diversifolius

Ao amin' ny fianakavian-javamaniry Malvaceae ity zavamaniry ity. Ireto ny anarana mety hanondroana azy: azoampela, dingombalala, hazoampela, pingombalala, rangodrambalala, roibe, roimainty, saroso, sarosoala, sondrarajaza, sondraranjaza, sondraranjazamaosy, tsirangodrangombalala, tsotso, tsotsy, voaroibe. (Jereo: roibe)

Jereo koa hanova