Ny rointsokina dia zavamaniry isan' ireo antsoin' ny Malagasy hoe "roy" (hazo na hazo madinika misy tsilo), izay tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Misy mitovitovy karazana aminy ny any Azia Atsimo sy ny faritra anelanelan' ny zana-pehintany atsy Afrika. Barleria prionitis subsp. madagascariensis no anarany ara-tsiansa (Barleria prionitis). Ao amin' ny fianakavian-javamaniry Acanthaceae no misy azy.

Barleria prionitis

Jereo koa hanova

Tahirin-kevitra hanova