Rivodoza
Ny rivodoza dia rivo-mahery miforona eny amin' ny habakabaka sy ny ranomasina toy ny tadio, dia ireo mitambatra ary rehefa izany dia miakatra an-tanety ary mihahery izy, ka mitondra rivotra mahatratra hatramin' ny 200 km/ora na mihoatra ary manimba zavatra betsaka sy trano maro.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/2a/Ivan_2004-09-07_1945Z.jpg/288px-Ivan_2004-09-07_1945Z.jpg)