Ny rambondanitra dia rivotra mando mifofofofo mafy, mitambolimbolina mahery vaika, toa mitsangana sady mifindra toerana, lehibe noho ny tadio, ateraky ny rahon' orambaratra na ny oram-batravatra aty amin' ny faritra ambany amin' ny atmôsfera.

Rambondanitra

Jereo koa hanova