Ranomasimbe
Ny ranomasimbe dia velarandrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina tokony ho 4 000 m, eo anelanelan'ny kontinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefan'ny velaran'ny tany dia rakotra ranomasimbe avokoa.
Ny ranomasimbe | ||||
![]() Arktika |
![]() Atlantika |
![]() Antarktika |
![]() Indianina |
![]() Pasifika |