Ramitraha
(tonga teto avy amin'ny Ramitraho)
Ramitraha dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakan' i Menabe, zanak' Andriantsoanarivo Ramiakala, rain' ny andriambavy Rasalimo. Taorian' ny nandefasan-dRadama I tafika intelo tao amin' ny Fanjakan' i Menabe tamin' ny taona 1820 sy tamin' ny taona 1821 ary tamin' ny taona 1822 dia nila fihavanana tamin' ny mpanjaka merina i Ramitraho tamin' izany, ka nanome an-dRasalimo zanany vavy ho vadin-dRadama. Tsy nisy anefa ny fandriam-pahalemana raha tsy nanao fifanekena momba izany indray Rasalimo tamin' ny taona 1827.
Lisitry ny mpanjakan' i Menabe
hanova- Andriamisara
- Andriandahifotsy (taonjato faha-17)
- Andriamanetriarivo (1685 - 1710)
- Andriamananety
- Ranaimo na Andriandrainarivo (nanjaka 1718-1727)
- Andrianamboatsimarofy (1774 - 1794)
- Ratrimolahy
- Andriantsoarivo
- Ramitraha (1812 - 1834)
- Rainasa