Ranaimo

(tonga teto avy amin'ny Andriandrainarivo)

Ranaimo na Andriandrainarivo dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakan' i Menabe, izay anisan' ireo nalaza indrindra, nanjaka tamin' ny taona 1718 hatramin' ny 1727, zanak' Andriamanetriarivo, rain-dRamiteny.

Lisitry ny mpanjakan' i Menabe hanova