Ny ranomandry dia rano mivaingana noho ny hatsiaka. Rehefa manara-penitra ny tsindrin' ny atmôsfera (101 325 Pa) dia lasa ranomandry ny rano rehefa midina amban' ny maripanam-pitsonihany: 0 °C na 273,15 K.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

ranomandry

Jereo koa hanova