Nosy Tsarabanjina
I Nosy Tsarabanjina dia nosy kely ao abaratra atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Vondronosy Mitsio, ao akaikin' i Nosy Be sy i Nosy Mitsio. Nahazo laza kely izy io tamin' ny taona 1994 rehefa nanasongadina an' i Joanna Lumley izay nandany 10 andro tao amin' ilay nosy ny fandaharana zava-misy marina am-pahitalavitra Girl Friday an' ny BBC. Nanomboka tamin' ny fandaharan' ny British Broadcasting Corporation (BBC) dia lasan' ny hotely ilay nosy. Ara-panjakana dia ao amin' ny Faritra Diana, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana io nosy io.
Jereo koa
hanova- Nosy Ampela (na Nosy Europa)
- Nosy Antanimora
- Nosy Be
- Nosy Bedimaky (na Bassas da India)
- Nosy Berafia
- Nosy Boraha
- Nosy Chesterfield
- Nosy Faly
- Nosy Fanihy
- Nosy Iranja
- Nosy Kalakajoro
- Nosy Kely (na Nosy Juan de Nova)
- Nosy Komba
- Nosy Lava
- Nosy Madame
- Nosy Mangabe
- Nosy Marotia
- Nosy Mitsio
- Nosy Nato
- Nosy Piraty
- Nosy Radama
- Nosy Sambatra (na Nosy Glorieuses)
- Nosy Satrana
- Nosy Tromelin
- Nosy Valiha
- Nosy Ve