Nosy Glorieuses

(tonga teto avy amin'ny Nosy Sambatra)

Ny Nosy Glorieuses na Nosy Sambatra dia vondro-nosy tsy misy mponina, ao amin' ny Ranomasimbe Indianina, eo anelanelan' i Madagasikara sy ny vondro-nosy Kômôro. Nosy be fasika roa voahodidin' ny harana izy io, izay ahitana koa harandriaka maromaro. Mirefy 7 km2 ilay vondronosy.

Ireo Nosy Glorieuses
Ny toerana misy ireo Nosy Miparitaka (na Nosy Malagasy)

Nisy fitakiana momba ity vondronosy ity, izay nakambana tamin' ny Prôtektôrata frantsain' i Madagasikara teo aloha, dia nataon' i Madagasikara ity tamin' ny taona 1973.

Jereo koa hanova