I Nosy Lava dia nosy kely any avaratra-andrefan' i Madagasikara, eo amin' ny fidirana amin' ny Helodranon' i Narinda, ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga. Ity nosy kely ity, izay misy tanàna kely telo ankehitriny, dia fonjan' i Madagasikara efa hatramin' ny andron' ny fanjanahan-tany frantsay, nanomboka tamin' ny taona 1911 ka hatramin' ny 2010. Taorian' ny fiovana ara-pôlitika isan-karazany dia navotsotra ireo voafonja farany, nefa mbola misy ny monina ao amin' io nosy io.

Nosy Lava

Jereo koa hanova