I Bassas da India na Nosy Bedimaky dia nosim-batohara iva ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, eo anelanelan' ny morontsirak' i Madagasikara sy ny an' i Môzambika, ary iray amin' ny Nosy Miparitaka any amin' ny Ranomasimbe Indiana, iray amin' ny distrika ao amin' ny "Tany Atsimo sy Antarktika Frantsay".

Bassas da India

I Bassas da India dia nosim-batohara ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, 376 km andrefan' i Morombe aty Madagasikara, 114 km avaratra-andrefan' ny Nosy Europa ary 435 km atsinanan' i Ponta São Sebastião any Môzambika.

Ireo Nosy Miparitaka

Jereo koa hanova