Honahona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ranovory
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Febroary 2021 à 11:04

Ny honahona dia velaran-tany misy zavamaniry amin' ny ampahany sady ahitana heniheny.

Teny malagasy

Famaritana

Ny honahona dia "fotaka malemy sy mandrevo ary lalina"[1].

Teny mitovitovy hevitra

  • Heniheny: "Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo.[2]"

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Honahona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.
  2. Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.